|
|
|
|

Teny iditra1 teboka roa
Singan-teny  2teboka, 3roa
Sokajin-teny  4 kambanteny
Fanazavàna teny malagasy  5mari-pijanonan-tsoratra fampiasa:.
6-a) eo alohan' ny fitanisan-javatra: Misy efatra ny zoron-trano: ny zoro firarazana, ny zoron' akoho, ny zorom-baravarambe, ny zorom-baravarankely.
7-b) alohan' ny fehezanteny manazava na mamelabelatra hevitra na teny iray eo aloha: Ny nanaovako izany dia izao: tsy riako ho fantatry ny olona aho.
8-d) raha mamerina teny nolazain' olona: Hoy Andrianampoinimerina hoe: "Ny ranomasina no valampariako". [1.1]
Fanazavàna teny anglisy  9colon. [3.1]
Fanazavàna teny frantsay  10deux points. [1.5, 1.13]
Voambolana  11 Haiteny
Mpanahaka  12 tebokaamanpaingo, 13 tebokafamaranana, 14 tebokatelo
Tsanganana sy sary iray takila  15 Mari-tsoratra

Nohavaozina tamin' ny 2025/11/02